Teny iditra | 1 mihono |
Fototeny | 2 hono |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mamerina honohono, mitantara zavatra tsy natrehina fa araka ny filazan' olona fotsiny: Tsy maintsy Rasoa indray no nihono taty Tsy mahalala raha tsy avy amin' ny filazan' ny olona: Nahahenoheno momba ny fikasan' ise aho, Rakoto. -- Saika hiresaka aminao indrindra aho, ry dada, fa ianao indray ve no avala hihono? |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny mihono io |
Fivaditsoratra | 10 honoim, mihono, ohonim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |