Teny iditra | 1 mihosy |
Fototeny | 2 hosy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manitsakitsaka Manalemy ny bainga vonton-drano amin' ny fanitsakitsahan' ny tongotry ny omby azy mba hambolena ny ketsa |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to trample the mud in ricefields |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] piétiner les rizières |
Ohatra |
7 akory ity no zatovo tsy mihosy / akory ity no tsy mamboly tsy mamafy fa finaritra mamotsy hoho [2.131] |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny mihosy io |
Fivaditsoratra | 14 mihosy, siohim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |