Teny iditra mihozongozona (hozongozona (hozona))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mihetsiketsika, mihevingevina: Mihozongozona ny nifiko
¶ Mihontsona, tsy marin-toerana: Mihozongozona ny finoany [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to shake; to be at the point of collapse [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay branler, être sur le point de s'affaisser [Hallanger 1974]
Endriteny 
mihozongozona
nihozongozona
hihozongozona

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31