|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  miiva
Fototeny  2  iva
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  Manetry tena
5  Mietry, mandrorona, manala-bara-tena [1.1]
Haiendriteny 
6  Ny ankehitriny :
7  Ny lasa :
8  Ny hoavy :
9  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)11  miivà
Fototeny  12  iva
Sokajin-teny  13  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao miiva
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  15  [1.3]
Tsanganana sy sary iray takila  16  Ny matoantenin' ny mpanao mandidy rehetra

Fivaditsoratra  17  miiva, miivà, miiva, miivà

Nohavaozina tamin' ny 2023/10/24