|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mijabajaba
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  jabajaba
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Mandeha mamindra na mamindra kitoatoa sy mitsapatsapa ao anatin' ny maizina: Maninona àry Rangahy io no mijabajaba ohatra an' io, kanefa andro mazava izao
Miteny na mitsofoka be fahatany amin' ny haizina sy ny kitoatoa, amin' izay tsy fantatra: Aza mijabajaba amin' izany ianao fa zavatra tsy fantatrao izany

Teny iditra (2/2)9  mijabajabà
Sokajin-teny  10  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijabajaba [Fitanisana]
Fototeny  11  jabajaba
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.3]

Fivaditsoratra  14  ijabajabam, mijabajabà, mijabajaba

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10