Teny iditra |
mijadona
(jadona)
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Teny ilazana ny tsipika amin' ny sary jeometrika izay manoritra sary mahitsizoro eo amin' ny lafy ianjerany [1.1]
|
| Manao zoro mahitsy [1.13]
|
Fanazavàna teny frantsay | être planté, se ficher dans, comme une lance ; se tenir droit, raide [1.3]
|
| Perpendiculaire [1.13]
|
Ohatra |
1 | fa raha vao mijadona ao an-tanàna ny tongotrao, dia, indro, ho faty ny zaza.
[2.996]
|
2 | Fa raha vao mijadona eo ireo, dia dorana avy hatrany ny emboka rehetra nentina (fito takonana;
[2.245]
|
|
Voambolana |
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mijadona |
Ny lasa : |
nijadona |
Ny hoavy : |
hijadona |
Filaza mandidy : |
mijadòna |
|
Kamban-teny |
|
|
Teny iditra |
mijadòna
(jadona)
|
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijadona
|
Fanazavàna teny malagasy | [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | [1.3]
|
|