Teny iditra | 1 mijaingy |
Fototeny | 2 jaingy |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mandeha mirepirepy sy toa miahotrahotra, mandeha amin' ny famindra madinidinika nefa toa mangozohozo, mitongilana toa hianjera, marary: Nijaingy tahaka ny akoho voakapoka izy niala avy tao 5 Mamindra toa mitsipitsipika: Lasa nijaingy ny anao lahy nony voatonona ny anarany [1.1] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |