Teny iditra | 1 mijajirika |
Fototeny | 2 jajirika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 Mijoro tsy mihetsika na kely aza: Inona àry no ataon' io olona mijajirika eo amin' ny orana io? Mitsangana miandry ela: Nijajirika ela teo an-tokotany ilay Rangahy vao nampandrosoin' ny tompon-trano [1.1] |
Fanazavàna teny anglisy |
5 To endure, to continue, to wait patiently about, as a person standing outside one's house and exposed to the wind and rain [1.2#297] |
Fanazavàna teny frantsay |
6 Se tenir debout sans bouger, attendre: Aza mijajirika ao amin' ny ranonorana (Ne restez pas là exposé à la pluie) ~ Efa nijajirika ela teo an-tokotany izahay vao tonga hianao (Nous avons attendu longtemps dans l'emplacement avant votre arrivée [1.3#290] |
Ohatra |
7 kanjo hay zava-doza ity mijajirika ora maro ity!
[2.643#]
8 Fantatrareo ve, hoy Ibaomaria, no toa samy mijajirika hoatra ny vatolahy izato hianareo? [2.499#] 9 Dia ilay tovolahy nisalaka landy mijajirika somary mihomehy maneso eo anivon' ny afo sy ny tabataba! [2.5#] |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2025/09/12 |
![]() |