Teny iditra (1/3) | 1 mijaka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mandeha any amin' ny fanasan-kavana hihinana jaka, mihinana jaka any amy...: Nijaka tany amin-dry Nenihavana izahay taona itsỳ |
Fototeny | 4 jaka |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/3) | 9 mijaka |
Sokajin-teny | 10 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
11 [1.78] [Tanala]
miteny |
Teny iditra (3/3) | 12 mijakà |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijaka [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] |
Fototeny | 16 jaka |
Fivaditsoratra | 17 akijam, ijakam, kijama, majika, mijakà, mijaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/14 |
![]() |