Teny iditra | 1 mijefijefy |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mihetsiketsika mipelipelika Mampiseho amin' ny fihetsika ny fironana amin' ny fahalianan' ny nofo: Efa mijefijefy erỳ i Soa rehefa mandihy |
Fototeny | 4 jefijefy |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 9 mijilajila, mipelipelika, mijejojejo, mipilapila, mitrafantrafana |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |