Teny iditra mijejojejo (jejojejo (jejo))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Manao fihetsehana tsy maotona mba hisintonana ny mason' ny olona, langa
¶ Mipelipelika, mampiseho toetra kasikasy, maivan-doha [Rajemisa 1985]
Fandikana anglisy to be playful; to be lewd [Hallanger 1973]
Fandikana frantsay être dissipé, lascif [Hallanger 1974]
Endriteny 
mijejojejo
nijejojejo
hijejojejo
mijejojejoa

Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31