Teny iditra mijejojejo (jejojejo (jejo))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Manao fihetsehana tsy maotona mba hisintonana ny mason' ny olona, langa
Mipelipelika, mampiseho toetra kasikasy, maivan-doha [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To be playful; to be lewd [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être dissipé, lascif [1.3, 1.8]
 être léger, folâtre, libre [1.3]
Ohatra Tsy hamaly ny zanakavavinareo Aho, raha mijejojejo izy, na ny vinantovavinareo, raha mijangajanga izy; [2.996]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mijejojejo
Ny lasa : nijejojejo
Ny hoavy : hijejojejo
Filaza mandidy : mijejojejoa

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20