Teny iditra (1/2) | 1 mijifajifa |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Mipelipelika, mijefijefy |
Fanazavàna teny anglisy |
4 [1.7] to be restless, to fidget |
Fanazavàna teny frantsay |
5 [1.8] être remuant |
Fototeny | 6 jifajifa |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 mijifajifà |
Sokajin-teny | 12 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijifajifa [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
14 [1.3] |
Fototeny | 15 jifajifa |
Fivaditsoratra | 16 ijifajifam, mijifajifà, mijifajifa |
Nohavaozina tamin' ny 2025/04/22 |
![]() |