Teny iditra mijihina (jihina)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mampisehobika amin' ny haingo anaovana, midihindihina amin' ny fitafiana somary mirehareha [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mijihina
Ny lasa : nijihina
Ny hoavy : hijihina
Filaza mandidy : mijina

Teny iditra mijihìna (jihina)
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijihina [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20