|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mijobona
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mifidy, mifantina, maka izay tsara ao anatin' ny betsaka
Fototeny  4  jobona
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  mijobòna
Sokajin-teny  10  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijobona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.3]
Fototeny  13  jobona

Fivaditsoratra  14  ijobonam, mijobona, mijobòna

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/07