|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mijobona
Fototeny  2  jobona
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mifidy, mifantina, maka izay tsara ao anatin' ny betsaka
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  mijobòna
Fototeny  10  jobona
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mijobona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.3]

Fivaditsoratra  14  ijobonam, mijobòna, mijobona

Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08