Teny iditra (1/3) | 1 mijoro |
Fototeny | 2 joro |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mitsangana mahitsy tsara: Aza mijoro eo am-baravarana eo fotsiny ianao Miorina: Efa mijoro izao ny fikambanan' ny mpampiasa fiarakaretsaka |
Ohatra |
5 Nahoana hianao no dia mijoro? [2.69#] 6 ny tamboho sisa no mijoro ao. [2.470#] |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/3) | 11 mijoro |
Fototeny | 12 joro |
Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.78] [Sihanaka]
mivavaka, mitsodrano 15 [1.1] Mivavaka |
Teny iditra (3/3) | 16 mijoro |
Fototeny | 17 joro |
Sokajin-teny | 18 mpamaritra |
Fanazavàna teny frantsay |
19 [1.13] debout |
Fivaditsoratra | 20 mijoro, mojiro |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |