|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mika
Sokajin-teny  2  anarana
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] [Tsimihety] Enti-milaza ny rahona ambony
4  [1.78] [Tambahoaka, Tanosy] rahona
Voambolana  5  Haitoetrandro

Teny iditra (2/2)6  Mika
Sokajin-teny  7  anaran-tsamirery (boky ara-baiboly)
Fanazavàna teny anglisy  8  [2.996] Micah: one of the books of the Bible
Fanazavàna teny frantsay  9  [2.996] Michée: un des livres de la Bible
Ohatra  10  Ny bokin' i mika dia laharana fahenina amin' izay atao noe "mpaminany madinika" ao amin'ny Baibolintsika. [1.38]
Voambolana  11  Soratra Masina
Tovy hevitra  12  mikea, mikea, mikea
Lahatsoratra  13  Randzavola: Mika ao amin' ny Baiboly

Fivaditsoratra  14  kima, maky, mika

Nohavaozina tamin' ny 2024/09/10