| Teny iditra | 1 mikaike |
| Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
| Fanazavàna teny malagasy |
3 [Mahafaly+Tanosy] miantso
[1.78] 4 [Bara] miantso [1.353] |
| Ohatra |
5 mikaike Anao aho mba hitsara ity adinay
[1.353]
|
| Ohabolana | 6 Ohabolana misy io teny io |
| Nohavaozina tamin' ny 2026/02/20 |
|