|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mikalo
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mihira amim-po mametsovetso; mitantara an-tononkira
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to sing or chant sadly; to sing
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] chanter des mélopées, chanter tristement
Fototeny  6  kalo
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :
Kamban-teny 

Teny iditra (2/2)12  mikalo
Sokajin-teny  13  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  14  [1.78] [Bara] mividy
Ohabolana  15  Ohabolana misy io teny mikalo io

Fivaditsoratra  16  ilokam, kaloim, lakoim, lamoky, lomaky, lomika, mikalo, mikola, milako, miloka, milokà

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/16