Teny iditra mikamentsona (kamentsona (mentsona))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mibedibedy, manao teny be, minantsanantsana, mikafara [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikamentsona
Ny lasa : nikamentsona
Ny hoavy : hikamentsona
Filaza mandidy : mikamentsòna

Teny iditra mikamentsòna (kamentsona (mentsona))
Sokajin-teny filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikamentsona [fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  [1.3]

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20