Teny iditra | 1 mikantsana |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fototeny | 3 kantsana |
Haiendriteny |
|
Fanazavàna teny malagasy |
7 [1.1] Mamoaka feo mikarantsana rehefa andidiana: Mikantsana ity hety ity rehefa anetezana Mipentsompentsona erỳ rehefa miteny, manao teny tsy misy kitotony: Mikantsan-dava ireo tovovavy ireo |
Mpanahaka | 8 mivatsavatsa, mikamentsona, mipentsompentsona, mitsaontsaom-bava |
Fivaditsoratra | 9 ikantsanam, manantsika, mikantsana, namantsika, nantsakaim |
Nohavaozina tamin' ny 2025/07/29 |
![]() |