Teny iditra (1/2) | 1 mikapoka |
Fototeny | 2 kapoka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mamely, mamono amin' ny tanana na hazo na karavasy: Mikapoka tandrimo Manasazy, manafay: Andriamanitra no nikapoka azy |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to flog, to beat |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] frapper, battre, fustiger |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 11 Ohabolana misy io teny mikapoka io |
Teny iditra (2/2) | 12 mikapoka |
Sokajin-teny | 13 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.78] [Bara]
manakatona (varavarana) pahina: Mikapoka ny masony |
Fivaditsoratra | 15 mikapoka, mikopaka, mpikaoka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |