Teny iditra mikaratsaka (karatsaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mamoaka feo mitovy amin' ny an' ny biby mitsakatsaka any anaty ahitra: Misy mikaratsaka ao anaty hazo ao rahalina
Mamoaka feo mikepokepoka toy ny ravi-maina voahitsaka, mikaraoka: Mikaratsaka ny ravinkazo maina raha voahitsaka [1.1]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikaratsaka
Ny lasa : nikaratsaka
Ny hoavy : hikaratsaka

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20