|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mikasa
Fototeny  2  kasa
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mihevitra mialoha, manampo: Mikasa handeha aho rahampitso
Manapa-kevitra; maniry mafy: Mikasa tsy hivarotra intsony aho fa maty antoka foana
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to intend, to resolve
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.3#315, 1.8] avoir l'intention de, se proposer
7  [1.3#315] projeter, former la résolution: Nikasa handeha aho, nefa nijanona (J’avais l’intention de partir, cependant je suis resté) ~ Mikasa tsy hanao izany intsony aho (Je forme la résolution de ne plus faire cela)
Haiendriteny 
8  Ny ankehitriny :
9  Ny lasa :
10  Ny hoavy :
11  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)12  mikasà
Fototeny  13  kasa
Sokajin-teny  14  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikasa [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  15  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.3#316]

Fivaditsoratra  17  akasim, asimak, ikasam, isakam, kamasy, kamisa, kasaim, makasy, masaky, masika, mikasà, mikasa, misakà, misaka, sakaim, samaky, simaka

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/22