|
|
|
|

Teny iditra (1/3)1  kasa
Sokajin-teny  2  tambinteny [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mitovy hevitra amin' ny saika: kely foana sisa tsy...: Kasa nianjera tao anaty hady aho raha tsy nahatana ilay vatan-kazo maniry eo ambony andrefana
Fanazavàna teny frantsay  4  [1.3#315] Presque, sur le point de, peu s’en faut, peu s’en est fallu: Kasa maty aho (J'ai frisé la mort) ~ Kasa nahita loza aho (j’ai failli avoir du malheur)

Teny iditra (2/3)5  kasa
Sokajin-teny  6  anarana
Fanazavàna teny malagasy  7  [1.1] Zavatra noheverina, fisainana mialoha hanao...; faniriana voavolavolan' ny saina
Fanazavàna teny frantsay  8  [1.3#315] propos, projet, résolution
Sampanteny 
9  Matoantenin' ny mpanao :
10  Matoantenin' ny iharana :
11  Matoantenin' ny fameno :
12  Anarana :
13  Mpamaritra :

Teny iditra (3/3)14  kasa
Sokajin-teny  15  anarana
Fanazavàna teny frantsay  16  [1.19] [Tankarana] remède. § hàsina.
Voambolana  17  Fahasalamana
Tovy hevitra  18  hasy, kasy

Fivaditsoratra  19  asak, kasa, saka

Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21