Teny iditra (1/2) | 1 mikatona |
Fototeny | 2 katona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mirindrina: Tsy mikatona tsara ny varavarankely Miady: Mikatona tsara ny rafitr' ity latabatra ity Mivory: Hihatona ny lehibe rahampitso |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to be closed (of a door) |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] être fermé, comme une porte |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 11 mikatòna |
Fototeny | 12 katona |
Sokajin-teny | 13 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikatona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
14 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
15 [1.3] |
Fivaditsoratra | 16 ikatonam, ikotanam, itakonam, itokanam, mañotaky, manotika, miantoka, mikatòna, mikatona, mikotàna, mikotana, mitakòna, mitakona, mitokana, mitokàna, mitonaka, mitonàka, namitako, namotika, natokiam, nimotaka, tamaniko |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |