|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mikatona
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mirindrina: Tsy mikatona tsara ny varavarankely
Miady: Mikatona tsara ny rafitr' ity latabatra ity
Mivory: Hihatona ny lehibe rahampitso
Fanazavàna teny anglisy  4  [1.7] to be closed (of a door)
Fanazavàna teny frantsay  5  [1.8] être fermé, comme une porte
Fototeny  6  katona
Haiendriteny 
7  Ny ankehitriny :
8  Ny lasa :
9  Ny hoavy :
10  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)11  mikatòna
Sokajin-teny  12  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikatona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  13  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  14  [1.3]
Fototeny  15  katona

Fivaditsoratra  16  ikatonam, ikotanam, itakonam, itokanam, mañotaky, manotika, miantoka, mikatòna, mikatona, mikotàna, mikotana, mitakona, mitakòna, mitokàna, mitokana, mitonàka, mitonaka, namitako, namotika, natokiam, nimotaka, tamaniko

Nohavaozina tamin' ny 2025/06/09