Teny iditra mikepoka (kepoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Mitsako ka misy feo heno; mihinana, mandanilany foana [Rajemisa 1985]
Famaritana anglisy to chew something that crackles; to crackle when chewed [Hallanger 1973]
Famaritana frantsay mâcher une chose qui croque sous la dent; craquer sous la dent [Hallanger 1974]
 gruger: Mikepoka siramamy (Gruger du sucre) [Malzac 1893]
Endriteny 
mikepoka
nikepoka
hikepoka
mikepoha
Teny mitovy hevitra mitsakotsako
Teny nalaina 

Nohavaozina tamin' ny 2016/10/15