Teny iditra mitsakotsako (tsakotsako (tsako))
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Enti-milaza ny vanin-taolana izay toa torovandrovana sady manaintaina [Rajemisa 1985]
Famaritana frantsay gruger: Mitsakotsako siramamy (Gruger du sucre) [Malzac 1893]
Endriteny 
mitsakotsako
nitsakotsako
hitsakotsako
Teny mitovy hevitra manakotsako ~ mikepoka
Ohatra Naka toerana tery ambody rindrina alokalofan-javamaniry izy miara-mitsakotsako mangahazo masaka nentin-dRavokatra. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 106]

2016/10/15