Teny iditra mikepoka (kepoka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy Mitsako ka misy feo heno; mihinana, mandanilany foana [1.1]
Fanazavàna teny anglisy To chew something that crackles; to crackle when chewed [1.7]
Fanazavàna teny frantsay Mâcher une chose qui croque sous la dent; craquer sous la dent [1.8]
 Gruger: Mikepoka siramamy (Gruger du sucre) [1.4]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikepoka
Ny lasa : nikepoka
Ny hoavy : hikepoka
Filaza mandidy : mikepoha
Tovy hevitra mitsakotsako
Ohabolana 

Fivaditsoratra 

Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20