Teny iditra | miketraka (ketraka) | ||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||
Fanazavàna teny malagasy | Tsy mihenjana, migedragedra: Aza atao miketraka ny kofehy Mitsotsotra, mihalefaka: Raha tsy natory aho, tsy niketraka ny hozatro Mihakamo: Asa fa niketraka tamin' ny fianarana ny zanakao tato ho ato Kivy, rera-po: Aza mora miketraka fa lehilahy [1.1] | ||||||||
Fanazavàna teny anglisy | To be loose [1.7] | ||||||||
Fanazavàna teny frantsay | être détendu; se décourager [1.8] | ||||||||
Haiendriteny |
| ||||||||
Ohabolana | Ohabolana misy io teny miketraka io | ||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/20 |