Teny iditra | 1 miketrika |
Fototeny | 2 ketrika |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mangotraka, mandevy: Miketrika ny rano Mirohondrohona, mikotrokotroka: Miketrika ny amponga Manehoeho, re hatraiza hatraiza: Miketrika ny lazan' ny Jeneraly Mahandro, mampangotraka: Miketrika kabaro ao an-dakozia ao izy |
Haiendriteny |
|
Nohavaozina tamin' ny 2023/01/05 |