Teny iditra (1/2) | 1 mikiaka |
Fototeny | 2 kiaka |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Manao feo taitra mikarantsana mafy: Nikiaka tohana ilay feo dia tsy heno intsony |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 9 Ohabolana misy io teny mikiaka io |
Teny iditra (2/2) | 10 mikiaka |
Fototeny | 11 kiaka |
Sokajin-teny | 12 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
13 [1.1] Misoritra, misy kiaka: Mikiaka ity fitaratra ity ka tsy tiako fa itsy no hovidiko |
Haiendriteny |
|
Fivaditsoratra | 17 akaikim, mikaika, mikiaka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |