Fizahan-teny |
|
|
|
Ohabolana : mikiaka
|
|
|
Ohabolana 1 | Atodim-boromahery antenantenan-tsolatra : izay mikiaka no zanany. [2.558 #345]
Atodim-boromahery an-tenatena-solatra : ny mikiaka no zanany. [2.653 #322]
|
|
|
Ohabolana 2 | Atodiny aza mikiaka, indrindra izany raha foy ! [2.974 #500]
|
Dikanteny frantsay | Encore dans l’œuf, il piaille; que sera-ce lorsqu’il sera éclos ! [2.974 #500]
|
|
|
Ohabolana 3 | Mainka izany raha foy, lamokany aza mikiakiaka. [1.1]
Mainka izany raha foy, mbola akorany aza mikiaka! [2.558]
Mainka izany rehefa toy mbola atodiny aza mikiakiaka. [2.165 #1245]
|
Fanazavana malagasy | Enti-milaza ireo olona be avonavona, nefa tsy lasa ambony manao ahoana. [1.1]
|
Dikanteny frantsay | Que sera-ce quand il sera éclos! alors qu' il est encore dans l' œuf il crie déjà. [2.165]
|
|
|
Fizahan-teny |
|
|