Teny iditra | 1 mikikitra |
Fototeny | 2 kikitra |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mifantsika, milozoka, mikely aina: Mikikitra amin' ny asa ity zazalahy ity Tia, miraikitra, miraikipo: Loza raha hikikitra amin' ny vola io Rangahy io |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 9 mimaso, mikezaka |
Fivaditsoratra | 10 makikitry, mikikitra |
Nohavaozina tamin' ny 2025/01/21 |
![]() |