Teny iditra | mikezaka (kezaka) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Mihakely, mihamifintina, mihamanify ¶ Manao araka izay azo atao, manao izay tratry ny aina, tsy mikely soroka: Nikezaka tamin' ny fianarana izy ka tsy nahagaga raha nandroso fatratra [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | être rétréci, se rétrécir, s'amincir ¶ figuré: s'appliquer à, faire son possible [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |