Teny iditra | 1 mikiky |
Fototeny | 2 kiky |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Mikaoka mba hampanify: Mikiky taolana ny alika Manala ny hodi-mangahazo ivelany na ny kirantrondro: Mikiky mangahazo ~ Mikiky trondro |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to scrape; to gnaw |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] racler, ronger |
Ohatra |
7 Amboalahy mikiky taolana : tsy herin' ny nify fa hihitra no sisa. [2.558] |
Haiendriteny |
|
Mpanahaka | 12 manihy |
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny mikiky io |
Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11 |
![]() |