Teny iditra |
mikiraviravy
(kiraviravy (raviravy))
|
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao
|
Fanazavàna teny malagasy | Mihantona mila hirotsaka tsy mitehika amin' ny tany: Dia nikiraviravy teo ambony hazo teo ilay zazalahy noho ny tahony an' ilay biby [1.1]
|
Fanazavàna teny frantsay | être suspendu, se suspendre, pendiller: Esory io famantaranandro mikiraviravy io, fandrao vaky (Enlevez cette montre qui est suspendue de peur qu’elle ne se casse)
~ Mahery mikiraviravy eny ambony hazo io zazalahy io (Ce garçon aime à se suspendre aux arbres) [1.3]
|
Ohatra |
1 | Raha mikiraviravy amin' ny tady ianao: fahakiviana, hisy tsy fanambinana.
[1.381]
|
2 | Mikiraviravy foana eran'ny hazo eny izy, sady biby adala ka tsy matahotra na mandosi-davitra akory na dia mahare feom-basy aza;
[1.335]
|
|
Haiendriteny |
Ny ankehitriny : |
mikiraviravy |
Ny lasa : |
nikiraviravy |
Ny hoavy : |
hikiraviravy |
Filaza mandidy : |
mikiraviraveza |
|
|