|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mikitakita
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Tezitra, manifakifaka aminkatezerana, manifantrifana, mihavatravatra, mihoalahoala: Mikitakita foana izy rehefa miteny
Fototeny  4  kitakita
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :

Teny iditra (2/2)9  mikitakità
Sokajin-teny  10  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikitakita [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  11  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  12  [1.3]
Fototeny  13  kitakita

Fivaditsoratra  14  ikitakitam, kitakitaim, mikitakità, mikitakita

Nohavaozina tamin' ny 2025/04/28