|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mikitakita
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fototeny  3  kitakita
Haiendriteny 
4  Ny ankehitriny :
5  Ny lasa :
6  Ny hoavy :
7  Filaza mandidy :
Fanazavàna teny malagasy  8  [1.1] Tezitra, manifakifaka aminkatezerana, manifantrifana, mihavatravatra, mihoalahoala: Mikitakita foana izy rehefa miteny

Teny iditra (2/2)9  mikitakità
Sokajin-teny  10  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikitakita [Fitanisana]
Fototeny  11  kitakita
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.3]

Fivaditsoratra  14  ikitakitam, kitakitaim, mikitakita, mikitakità

Nohavaozina tamin' ny 2025/08/10