Teny iditra | mikitokitona (kitokitona) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | matoantenin' ny mpanao | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | Manantoetra malonilony lava, sosodava [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana anglisy | to be quarrelsome [Hallanger 1973] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | avoir un caractère hargneux, être acariâtre [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
être hargneux [Hallanger 1974] | |||||||||||||||||
Endriteny |
| ||||||||||||||||
Teny iditra | mikitokitòna (kitokitona) | ||||||||||||||||
Sokajin-teny | filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikitokitona | ||||||||||||||||
Famaritana malagasy | [Rajemisa 1985] | ||||||||||||||||
Fandikana frantsay | [Abinal 1888] | ||||||||||||||||
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |