Teny iditra (1/2) | 1 mikobaba |
Fototeny | 2 kobaba |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Miteny na manao zavatra maika sady mitabataba; mihavatravatra: Tonga ilay mpitaky trosa ka nikobaba eran' ny trano Rasoa |
Haiendriteny |
|
Teny iditra (2/2) | 9 mikobabà |
Fototeny | 10 kobaba |
Sokajin-teny | 11 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikobaba [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
12 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
13 [1.3] |
Fivaditsoratra | 14 ikobabam, kobabaim, mibaboka, mibobaka, mikobaba, mikobabà |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/08 |
![]() |