|
|
|
|

Teny iditra (1/2)1  mikobona
Sokajin-teny  2  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  3  [1.1] Mirakotra tenteraka ao anaty na ao ambany...: Nikobona tao anatin' ny lambany izy dia tsy nihetsika tao
Fototeny  4  kobona
Haiendriteny 
5  Ny ankehitriny :
6  Ny lasa :
7  Ny hoavy :
8  Filaza mandidy :
Mpanahaka  9  misalobona

Teny iditra (2/2)10  mikobòna
Sokajin-teny  11  filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikobona [Fitanisana]
Fanazavàna teny malagasy  12  [1.1]
Fanazavàna teny frantsay  13  [1.3]
Fototeny  14  kobona

Fivaditsoratra  15  akombony, ambokony, amboniko, ikobonam, ikombona, kombinao, komboina, mibonoka, mikobona, mikobòna, naombiko, niombako, nobokaim, nokamboi, nokobaim, nokombia, nombaiko

Nohavaozina tamin' ny 2025/05/06