Teny iditra mikodadaka (kodadaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Famaritana malagasy Miteny haingana noho ny fahatairana [Rajemisa 1985]
Endriteny 
mikodadaka
nikodadaka
hikodadaka
mikodadaha

Nohavaozina tamin' ny 2010/05/14