Teny iditra mikolepaka (kolepaka)
Sokajin-teny matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny anglisy To limp, to drag one foot [1.7]
Fanazavàna teny frantsay être bancal, traîner une jambe en marchant [1.8]
Haiendriteny 
Ny ankehitriny : mikolepaka
Ny lasa : nikolepaka
Ny hoavy : hikolepaka
Ohabolana 

Nohavaozina tamin' ny 2022/09/13