Teny iditra | mikombom-bava (kombona, vava) | |
Sokajin-teny | fomba fiteny | |
Fitokoavana | Teny na fitenenana hita ao aminy: gina | |
Ohatra | Sobika iray mikombom-bava mifatotra amin' ny bao no maiva-mavesatra eny an-damosiny. [Rakotonandrasana: Tantsaha, takila 8] | |
Nohavaozina tamin' ny 2020/07/31 |
![]() |