Teny iditra (1/2) | 1 mikombona |
Fototeny | 2 kombona |
Sokajin-teny | 3 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
4 [1.1] Tsy misokatra: Nikombona ny vavan' ity zaza ity ka tsy hita izay hampidirana ny fanafody Tampina: Efa mikombona ny vava fery ka tsy ela dia ho sitrana Tsy mivelatra, mihorona: Mikombona isan' alina ny felan' ity voninkazo ity |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to close together, as the lips or the sides of a wound, etc |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.3#350] se resserrer, se fermer, être fermé: Mikombona isan-kariva ny ravin’ io zava-maniry io (Les feuilles de cette plante se ferment tous les soirs) ~ Efa nikombona ny fery (a plaie s'est fermée) 7 [1.8] se fermer, commes les lèvres, une blessure, etc 8 [1.196] se refermer le soir comme le font de nombreuses fleurs et feuilles, et surtout de se refermer rapidement sous l'effet d'un choc, comme les feuilles de la sensitive. |
Ohatra |
9 [1.519#] Ny ifandraisan' izy roa ireo dia ny fahafahana misokatra sy mikombona. 10 [2.996#] Ny fananana atolotra amin' ny vava mikombona, dia toy ny fanatitra fihinana, apetraka eo ambony fasana. |
Haiendriteny |
|
Kamban-teny |
|
Teny iditra (2/2) | 17 mikombòna |
Fototeny | 18 kombona |
Sokajin-teny | 19 filaza mandidin' ny matoantenin' ny mpanao mikombona [Fitanisana] |
Fanazavàna teny malagasy |
20 [1.1] |
Fanazavàna teny frantsay |
21 [1.3] |
Fivaditsoratra | 22 ikombonam, mikombòna, mikombona, nokamboim, nokombiam |
Nohavaozina tamin' ny 2025/02/07 |
![]() |