Teny iditra | 1 mikoràka |
Sokajin-teny | 2 matoantenin' ny mpanao |
Fanazavàna teny malagasy |
3 [1.1] Enti-milaza ny feon' akohovavy avy nandatsaka (atody) na notairina 4 [1.78] [Bezanozano] mihorakoraka |
Fanazavàna teny anglisy |
5 [1.7] to cry out |
Fanazavàna teny frantsay |
6 [1.8] crier comme une poule qu'on attrape, crier fort |
Voambolana |
7 Feo 8 Haibiby: (amin' ny ankapobeny) |
Fototeny | 9 koràka |
Haiendriteny |
|
Ohabolana | 13 Ohabolana misy io teny mikoràka io |
Fivaditsoratra | 14 mikaroka, mikoraka, mikoràka |
Nohavaozina tamin' ny 2025/05/07 |
![]() |