|
|
|
|

Teny iditra1  mikoraraika
Fototeny  2  koraraika
Sokajin-teny  3  matoantenin' ny mpanao
Fanazavàna teny malagasy  4  [1.1] Mamoaka feo manokana, enti-milaza ny akohovavy mikotrika rehefa voakotaba vo amin' ny fikotrehany
Fanazavàna teny anglisy  5  [1.7] to rumble (of the stomach)
Fanazavàna teny frantsay  6  [1.8] produire des borborygmes
glousser (poule)
Voambolana  7  Feo
8  Haibiby: (amin' ny ankapobeny)
9  Fahasalamana
Haiendriteny 
10  Ny ankehitriny :
11  Ny lasa :
12  Ny hoavy :
13  Filaza mandidy :
Ohabolana  14  Ohabolana misy io teny mikoraraika io

Nohavaozina tamin' ny 2024/12/11